Entry | 1 kobaka am-bava |
Elementary words | 2 kobaka, vava |
Part of speech | 3 locution |
Explanations in French |
4 [1.3] paroles flatteuses, adulation |
Examples |
5 [2.298] Ary ny kabary sasany, dia zary kobaka am-bava na rendrarendra foana. 6 [2.470] Eny e, ny vola aman-karena tokoa no mahaolona, ary tsy lainga na kobaka am-bava fotsiny fa tena vonona ny hampiadana azy rehetra tokoa Ravokatra. |
Compound words |
|
Updated on 2024/12/07 |
![]() |